|
|
|
|

Entry1  lahabolana
Elementary words  2 lahatra, 3 volana
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 literatiora am-bava mety hiady rima na tsia [1.13]
Explanations in French  6 littérature orale [1.13]
Examples  7  Manaraka ireo kosa dia hojerena miandalana ireo lahabolana hafa ahitana ny Angano, ny Tapatono, ny Kabary, ny Beko ary ny Poezia. [2.606]
Vocabulary  8  Literature: (in general)

Updated on 2025/10/07