Entry |
kodiaran > kodiarana
(kodia)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Kodia afaka mihodinkodina andehanan' ny bisikileta, kalesy na fiara [1.1]
|
Explanations in English | A wheel [1.7]
|
Explanations in French | Roues Boules que les enfants font rouler sur un plan incliné [1.3]
|
| Roue [1.8]
|
Examples |
1 | Ny kodiarana an-kavanana no voa.
[2.332]
|
2 | Indreo nanitsy lalana ny kodiarana, dia lasa koa iny.
[1.281]
|
3 | Nanapaompy ilay kodiarana nifetaka rehetra ilay mpila voatsihary.
[2.4]
|
|
Synonyms | |
Compound words |
|
|