Entry foibenkodiarana
Elementary words foibe ; kodiarana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ilay faritra afovoany indrindra amin' ny kodiarana izay itsofohan' ny lahitangerina ary irantsandrantsanan' ny tanankodiarana [1.1]

Updated on 2023/12/08