|
|
|
|

Entry1  kobaka am-bava, volana hatenda
Elementary words  2 kobaka, 3 vava, 4 volana, 5 hatra, 6 tenda
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8 teny foana lazain' ny vava ary fampanantenana hatreo an-tenda ka tsy misy tanteraka; teny be fampanantenana eo am-bava fotsiny fa tsy arahim-panatanterahana [1.1]
Examples  9  Ka aoka izay, Andriamatoa, hianao mpanao volana an-tenda sy kobaka am-bava, ka hatretsy no ho miakatra ihany. [2.69]
10  maty aho ray vahoaka
fa nilazan'olona ny kobaka am-bava
ny volana an-tenda
ka ny vavany nalefaka androtr'izay
no namoizako ny ahy tsy foiko
[2.131]
11  ka aoka izay Andriamatoa
hianao mpanao volana an-tenda
sy kobaka am-bava
[2.131]

Updated on 2025/11/17