Entry vovonana iadian' ny lohany (vovonana, ady, loha)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy ny hazo atao lohatrano dia amin' ny vovonana avokoa no mifantsika, ka dia atao ohatra amin' ny ray aman-dreny izay iraisan' ny mpianakavy rehetra, na amin' ny lehibe iraisan' ny olona entiny ny vovonana [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31