Entry kendrin > hendry
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mahalala ny ataony, mahalala zavatra, kinga, mahita hevitra soa: Rakoto iza re no hanao kitoatoa amin' ny raharaha tahaka itony? Tovolahy hendry iny
Mahay mitondra tena, mana raka ny tokony hatao, manam-panahy: Sambatra ny lehilahy manana vady han-dry
Azo anarina, tsy ma ditra: Hendry daholo ny zanakao, Ranona
Voalanjalanja isara araka ny tokony ho izy: Manaova alahelo hendry (DOX). [1.1]
Explanations in English Wise, prudent, intelligent [1.7]
Explanations in French Intelligent, prudent, sage [1.3, 1.8]
 Raisonnable, qui a du savoir-faire [1.3]
Examples 
1Ho sambatra ianareo raha hendry aminy. [2.643]
2Zazavavy kely hendry sy maotina tokoa. [2.499]
3Lazao anaka, hoy Idada, fa zaza hendry hianao. [2.332]
Morphology 
Future : ho hendry
Imperative : hendre
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Entry kendrin > hendry
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tily, tsikilo [1.1]
Explanations in French Action de guetter, d'épier, de veiller pour surprendre, pour tromper [1.3]

Entry kendrin > -kendry
Part of speech morphological form of hendry
Examples 
1Akory ity no adala miara-monina amin-kendry! [2.69]
2Mbola satriko hierana Ny olon-kendrim-panjakana [2.285]
3kely ny sasantsasany amin' ireo olon-kendrin' ny firenen-kafa [2.296]
4Ny olon-kendrinao, ry Tyro, no tao aminao, ka ireo no mpitondra sambonao [2.996]
Morphology 
Prefixed : -kendry, -kendriko, -kendrinao, -kendriny, -kendrintsika, -kendrinay, -kendrinareo, -kendrin', -kendrin-, -kendrim-

Entry kendrin > kendry
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitiliana zavatra tiana ho voa, ho azo; fiheverana sy fiomanana mialoha [1.1]
Explanations in French Action de viser [1.3, 1.5]
 Dessein, propos, attention, application [1.3]
Derivatives 
 
Compound words 

Entry kendrin > kendry
Part of speech preposition [full list]
Regional synonyms aloha, anatrehana, añatseha, androña, anketrehana, añoloa, heky, izao tsereke, kendry, ndreky, seky, tseky
Explanations in Malagasy  [Bara] aloha [1.78]

Anagrams 