Entry olon-kendry
Elementary words olona ; hendry
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana olona mendrika ara-toetra na amin' izay ataony noho ny fahaizany sy hatsaram-panahy ananany [1.1]
Examples Ary izao no teny nataon' ilay olonkendry tamy ny mpanjaka: "Izaho, tompokolahy, mahay ny fitenin' ny vorona rehetra. [2.293]
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/03/28