Entry | 1 karandoha |
Elementary words | 2 karana, loha |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] taolana mifaritra boribory izay mifono ny atidoha sady miaro azy 5 [1.13] fitambaran'ny taolan-doha |
Explanations in English |
6 [1.7] a skull |
Explanations in French |
7 [1.8, 1.13] crâne |
Examples |
8 Kanefa vitsy ny karandoha sisa tavela ahazoa-mamantatra izany. [2.285#] 9 Ny taolan'ny karandoha dia mbola tsy mifotona tanteraka eo amin'io toerana io. [2.424#] |
Vocabulary |
10 Biology |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Anagrams | 13 handaroka, handraoka, handroaka, karandoha |
Updated on 2023/07/31 |