Entry kankana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Biby kely lavalava mivelona any anaty tany (kankanjila sy kankandoroka) na ao anaty tsinain' ny olombelona (sakoitra) [1.1]
Explanations in English A worm [1.7]
Explanations in French Ver [1.8]
Examples 
1Misy kankana io zaza io na ny tenanao. [1.381]
2Atao vakisiny sy omena odin-kankana izy. [2.117]
Vocabulary 
Derivatives 
Synonyms hankana
Compound words 
Zoonyms 
Analogs  sakoitra ~ viky
Proverbs 
Articles 

Updated on 2023/08/11