|
|
|
|

Entry1  sakoitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Karazana kankana mivelona ao anaty tsinain' ny biby lehibebe sy ny olombelona; misy karazana roa ny sakoitra: ireo avy amin' ny hen' omby ary ireo avy amin' ny henan-kisoa; mety hahatratra valo metatra ny halavan' ny sakoitra ary mety hiteraka aretina amin' ny lalankanina na mamely ny hozatra. [1.1]
4  karazan-kankana miaina amin'ny tsinain' olombelona sy ny biby sasany [1.13]
Explanations in English  5  the tenia worm [1.7]
Explanations in French  6  ténia [1.54, 1.8]
7  ver intestinal, tricocéphale, ténia [1.13]
Examples  8  Raha ondry, dia maty ny sakoitra, manehitra tambodiny dia maty; [2.48]
Vocabulary  9  Zoology: invertebrates
10  Health
Derivatives 
11  Adjectives :
Synonyms  12  viky vahy
Analogs  13  kankana, viky

Anagrams  14  akositra, arotsika, asokitra, atsikora, sakoitra, sakorita, satrikoa, tsakoria, tsoriaka

Updated on 2020/07/31