Entry hankana
Part of speech noun
Malagasy definition  [Betsimisaraka] karazam-borona mpivoaka alina [Rakotosaona 1975]
  [Tsimihety] Karazam-borondia mitovy endrika amin' ny vorondolo [Rajemisa 1985]
English definition  [Provincial] a kind of bird. Probably the same as hanka [Richardson 1885]
Vocabulary 

Entry hankana
Part of speech noun
Malagasy definition  [Betsimisaraka, Bezanozano, Tambahoaka] kankana [Rakotosaona 1975]
  [Tanala] kankana(tany, olona) [Rakotosaona 1975]
English definition  [Provincial] for kankana [Richardson 1885]
French definition  [Sakalava-Mayotte] ver [Andilidine: Lexique (takila H)]
Vocabulary 

Updated on 2020/04/16