Entry kahavoky > mahavoky (voky)
Part of speech active verb
English definition to satisfy with food [Hallanger 1973]
French definition rassasier; être suffisant pour rassasier [Hallanger 1974]
Morphology 
mahavoky
nahavoky
hahavoky
-kahavoky
Compound words, titles, names 
Examples 
1Katisoa no mahavoky anareo efa-dahy, hoy ilay tompon-trano; [Rajaonarivelo: Bina, page 38]
2Izay mahavoky ny kibo ihany ny Andriana, fa tsy mila vola, koa aoka ho Isan' ny mpanomponao. [Rapatsalahy: Kintana, page 32]
3Ny fefiloha no mahavoky anareo ambaniandro fa ny rano no entina manetsa ny vary ary ny vary no mahavoky ny ambaniandro. [Randriamamonjy: Tantara, page 416]
Quotes 

Entry kahavoky > Mahavoky (maha, voky)
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Toponymy maha, voky