|
|
|
|

Entry1  hano mahavoky
Elementary words  2 hano, 3 mahavoky
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 teny atao amin' ireo olona asaina na tolorana sakafo noho izy efa voky na hita fa kely tsy ampy mizarazara ny omena azy ka tsofina rano [1.1]

Updated on 2025/09/12