|
|
|
|

Entry (1/3)1  jono
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fandosirana mangingina (ny olona iasana na ny havana) [1.1]
Other spellings  4  jony

Entry (2/3)5  jono
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  Hanina atao amin' ny fintana hamandrihana hazandrano
8  Zavatra entina mitarika biby na olona mbahiditra amin' ny toerana tiana hahazoana azy: Ny boky ratsy no jono entin' ny sasany hamerezana ny tanora
9  Vokatry ny fakana biby na olona amin' ny famandrihana azy: Inona no jono azonareo?
10  Fitarihana na famandrihana biby na olona mba hahazoana azy: Atsaharo ny jono ny fanahin' ny ankizy madinika
11  Misy hevitra iraisana: tonta, vovo, harato, fintana, firombaka, tandroho, vela-pandrika, koromby, lontsomaka [1.1]
12  asa fitrandrahana hazandrano [1.13]
Explanations in English  13  fish-bait [1.7]
Explanations in French  14  appât [1.8]
15  pêche [1.13]
Derivatives 
16  Active verbs :
17  Passive verbs :
18  Relative verbs :
19  Names :
20  Adjectives :
Analogs  21  1.1=fandrika=fanangolena=fanojikojena=longoa mitoto-bozaka=fitaka

Entry (3/3)22  jono
Part of speech  23  noun
Explanations in Malagasy  24  karazan-trondro monina amin'ny ranomamy izay tsy hita loatra ao [Tanala] [1.78]
25  Karazan-kazandrano madinika, boribory lavalava, mena ny tendrondrambony [Bara] [1.1]
Vocabulary  26  Zoology: fishes

Anagrams  27  jono, onjo

Updated on 2020/07/31