Entry jejo
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Fatra-panao fihetsehana tsy maotina hanintona ny mason' ny olona langa hijery azy: Vehivavy jejo tsy misy toa azy Ikala anona iny
Pelipelika, tia haingo fatratra, kasikasy, maivan-doha: Jejo erỳ i Saholy amin' iny akanjo vaony iny. [1.1]
Explanations in English Wanton, licentious [1.7]
Explanations in French Lascif [1.3, 1.8]
 Qui a la tête légère, folâtre, sémillant, libre dans ses allures [1.3]
Examples 
1entin'ny olona jejo mihaingo. [2.314]
2Raha jejo loha ny any, Izahay kely ihany fa mamerovero. [1.299]
Derivatives 
Synonyms jejojejo
Compound words 
Analogs  jifa ~ pilaka ~ jefy ~ jefitra ~ jila ~ tefitra ~ langa ~ maola ~ malanga
Proverbs 

Entry jejo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] Tanin'afo, tifonoana [1.78]
Synonyms jiajia

Updated on 2021/04/21