Entry maola (ola)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Tanala] adaladala, tsy hendry, maditra [Rakotosaona 1975]
 Mipelipelika, mijefijefy, jejojejo: Itony koa efa dia anti-maola; tsy ny taona no jerena, fa 'ndeha hisary adala amin' ny tanora eo [Rajemisa 1985]
Explanations in English frisky, frolicsome, quarellsome, restless, frantic
¶ in the provinces, it means mad [Richardson 1885]
Derivations 
Synonyms maolamaola
Quotes 

Updated on 2020/07/31