Entry jangajanga (janga)
Part of speech adjective
Malagasy definition Mpanaram-po amin' ny fitondrantena ratsy, miliba amin' ny fahalianana ara-nofo: Notorahin' ny olona ilay vehivavy janga
¶ Enti-milaza lehilahy na vehivavy mandeha amin' olona tsy vadiny [Rajemisa 1985]
French definition luxurieux, libertin, qui se livre au désordre, de moeurs corrompues [Abinal 1888]
Derivations 
Synonyms janga

2012/08/25