Entry mijangajanga (jangajanga (janga))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manaram-po amin' ny fitondran-tena ratsy, miliba amin' ny fahalianana ara-nofo; mandeha amin' ny olona tsy vadin' ny tena [1.1]
Explanations in English To commit adultery [1.7]
Explanations in French Se rendre coupable de luxure [1.3]
 être adultère [1.8]
Examples Ary maloto fitondran-tena izy mijangajanga, sy manao tokatrano maso amin'izay tieny halaina nela ny vadiny renianany, dia mandefitra foana any amin'ny tranon-drainy aman-dreniny. [2.59]
Morphology 
Present : mijangajanga
Past : nijangajanga
Future : hijangajanga

Updated on 2023/03/06