Entry fijangajangana (jangajanga (janga))
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fanaranam-po amin' ny fitondran-tena ratsy, filibana amin' ny fahalianana ara-nofo, fandehanana amin' ny olona tsy vadin' ny tena: Raran' Andriamanitra amin' ny didy fahenina ny fijangajangana
Mitovy hevitra: fandehandehanana [Rajemisa 1985]
English definition   adultery, licentiousness [Hallanger 1973]
French definition   adultère, luxure [Hallanger 1974]
Examples   Misy milaza fa hila haka tahaka ny fomban' ny Tanindrana iarahany miaina Ingahy Randriamihaja, raha ny fijangajangana sy ny fisotroan-toaka no heverina [Andriamalala: Zazavavindrano, page 39]

Updated on 2013/11/12