Entry | isambatana > isam-batan' olona | |
Elementary words | isa ; vatana ; olona | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny tenan' ny olona tsirairay avy, isan' olona, ny olona tsirairay tsy misy avahana [1.1] | |
Explanations in French | [ isam-batana ] Chacun en particulier, individuellement [1.3] | |