Entry inefatra (efatra)
Part of speech adverb [full list]
Malagasy definition Enti-milaza fiverenan-javatra intelo miampy indray mandeha [Rajemisa 1985]
English definition four times [Richardson 1885]
French definition quatre fois [3.1]
Vocabulary 
Derivations 
Morphology 
inefatra
inefatry
Examples 
1ny vehivavy raha miondrika inefatra, mahazo saina. [Rakotozafy: Ratsimba]
2Koa dia nandefa tafika inefatra nankany Menabe Radama. [Randriamamonjy: Tantara, page 121]
Quotes 

2019/08/17