|
|
|
|

Entry1  efatra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Telo ampiana iray: Efatra ny rindrin' ny trano
Explanations in English  4  [1.7] four
Explanations in French  5  [1.3, 1.8] quatre
International  6  [3.1] 4
IV
Examples  7  Zaza efatra no milalao tsy lavitra azy eo. [2.470]
8  Sarotra amin'izy efa-mianaka mihitsy ny manaraka ny lalana [2.324]
9  Ny Evanjelista efa-dahy, Matio, Marka, Lioka sy Jaona, lehilahy tsy mitovy toetra, na dia samy Apostoly ihany aza [1.38]
Vocabulary  10  Mathematics: arithmetic
Morphology 
11  Simple :
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Relative verbs :
15  Names :
16  Adjectives :
17  Adverbs :
Compound words 
Phytonyms 
Anthroponyms 
Titles  35  Dobla efatra (Ratsimiseta Jasmina)
36  Vinanto efatra (Rapatsalahy Paul)
Proverbs  37  Proverbs containing the word efatra
Tables and plates  38  The Numbers
39  Addition
40  Multiplication
Article  41  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Anagrams  42  afetra, efatra, fatera, fatrea, rafeta

Updated on 2025/02/02