Entry | ilasiroa | |
Elementary words | ila ; roa | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Anaram-bola izay 0, 50 F ny sandany, ka toy izao no niforonany: ila (voamena) sy roa (voamena) [1.1] | |
Explanations in English | [roa, two.] fivepence ; lit. one half and two (twopences). Pronounced lasiroa. [1.2] | |
Examples | Notsapainy ny akanjony rehetra fa tsy nahitany afa-tsy vola ilasiroa tafasisika tany ho any.
[2.5] | |
Vocabulary | Economy: finances, management | |
Other spellings | lasiroa | |
Updated on 2023/05/31 |