Entry lasiroa (ila, sy, roa)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy (ilany sy roa) Anaram-bola malagasy mitovy amin' ny ila (voamena (0,10) sy roa (voamena) (0,40), izany hoe 0,50 Fr na 50 santima amin' ny vola ankehitriny [1.1]
Explanations in English Same as ilasiroa [1.2]
Explanations in French Deux voamena et demi [1.3]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31