Entry ilasiroa
Elementary words ila ; roa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anaram-bola izay 0, 50 F ny sandany, ka toy izao no niforonany: ila (voamena) sy roa (voamena) [1.1]
Explanations in English [roa, two.] fivepence ; lit. one half and two (twopences). Pronounced lasiroa. [1.2]
Examples Notsapainy ny akanjony rehetra fa tsy nahitany afa-tsy vola ilasiroa tafasisika tany ho any. [2.5]
Vocabulary 
Other spellings 

Updated on 2023/05/31