Entry horohoro
Part of speech noun
Malagasy definition Hovotrovotra: Nampianjera ny fanaka tao an-trano ilay horohoron-tany halina
¶ Tebiteby, tahotra mamely mafy, fahatairana izaitsizy: Tsy hita holazaina ny horohoron' ny vahoaka nandre fa nanatona ny fahavalo [Rajemisa 1985]
English definition a trembling, a shudder [Hallanger 1973]
French definition tremblement, frémissement [Hallanger 1974]
Derivations 

Entry horohoro
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan' ahitra [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] karazan-jozoro madinika [Rakotosaona 1972]
Vocabulary 

2017/01/20