Entry mihorohoro (horohoro)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mangovitra, mihovitrovitra: Mihorohoro mihitsy ny trano rehefa mikotroka ny varatra
Matahotra, mitebitebin-tahotra: Mihorohoro ny vahoaka fa toa hipoaka, hono, ny ady [1.1]
Explanations in English To tremble, to shudder [1.7]
Explanations in French Trembler, frémir [1.8]
Examples Mihorohoro dia mihorohoro ny tany; [2.996]
Morphology 
Present : mihorohoro
Past : nihorohoro
Future : hihorohoro
Imperative : mihorohoroa

Anagrams 

Updated on 2023/01/20