Entry hanina amam-bolony (hanina, amana, volo)
Part of speech expression
Malagasy definition raisina an-tendrony, izany hoe tsy fakafakaina sy dinihina na tsara na ratsy alohan' ny handraisana azy [Rajemisa 1985]

Updated on 2010/05/15