Entry |
halohalika
|
Elementary words | ha- (hatra) ; lohalika |
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | Hatreo amin' ny lohalika ny halaliny: Vao halohalika ny rano ka azo robohina tsara [1.1]
|
Explanations in English | Depth of the knee [1.2]
|
| Up to the knees [1.2]
|
Explanations in French | Jusqu' au genou, se dit de la profondeur de l'eau [1.3]
|
| Il y a de l' eau jusqu' au genou [2.415]
|
Examples |
1 | Natonton-dRaivato Ibonia ka difotra halohalika;
[2.69]
|
2 | Hany sisa tsy novonoina, hono, dia ny "zaza halohalika no midina.
[2.508]
|
|
Compound words |
|
Proverbs |
|