Entry lohalika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny vanin-taolana mampitohy ny ranjo amin' ny fe amin' ny alalan' ny taolana iray boribory, ny ampelandohalika [Rajemisa 1985]
Explanations in English the knee [Hallanger 1973]
Explanations in French le genou [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Derivations 
Quotes 

Updated on 2020/07/31