Entry hafa fandry
Elementary words hafa ; fandry
Part of speech locution
Explanations in Malagasy  [Bezanozano] Hafahafa [1.78]
 Tsy mitovy fatory na fomba fanao amin' ny maro; enti-milaza koa ireo tsy mankatò ny mpitondra na ny dina nataon' ny mpiray fileovana ka natao koa hoe mitsivalam-pandry izy ireny [1.1]

Updated on 2023/01/01