Entry fandry
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba na toetran' ny olona na biby mandry, mitsotra: Jereo itỳ fandrin' ny zanakao: ny lohany indray no any an-tongotra
¶ Fiafarana: Manao ahoana ny fandrin' ny resaka tao? [Rajemisa 1985]
Examples Ny fanao ratsy hafa koa amin' ny tsy fanajana ny hevitry ny hafa dia ny fanazimbazimbana ny hevitry ny namana izay tsy mitovy fandry amin' ny hevitry ny tena. [Rabemolaly: Fary, page 187]
Compound words, titles, names 

Entry fandry
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taimoro] zavamaniry lava ravina fanaovana tafo, fandrana [Rakotosaona 1972]
Vocabulary 
Synonyms fandrana

Entry fandry
Part of speech noun
French definition  [Sakalava] Plante non identifiée dont on mange les graines. On l'appellerait aso en Imerina (d'après Samat). Ce dernier nom paraît forgé par un informateur facétieux ( eso : moquerie, se moquer de quelqu'un). [Boiteau: Végétaux]
Vocabulary 

2018/11/24