Entry |
hafahafa
(hafa)
|
Part of speech | adjective
|
Malagasy definition | Tsy mitovy amin' ny fahita andavanandro, hafa fandry: Hafahafa ihany ny rain' Isambilo fa an-koban' andro izy mikiraro manao kompile, ny alahady izy manao malabary ary mikapa ¶ miolonolona ¶ tsy tsaratsara ny toe-pahasalamana: Hafahafa aho izany ka andeha hiala sasatra kely aloha
[Rajemisa 1985]
|
English definition | different; unseemly, improper; changed, reversed, peculiar, odd. [Richardson 1885]
|
| strange, bizarre [Hallanger 1973]
|
French definition | bizarre, étrange [Abinal 1888, Hallanger 1974]
|
| un peu différent, qui dévie du vrai [Abinal 1888]
|
Derivations |
Compound words, titles, names |
|
Examples | Hafahafa tokoa ange, ity ranondresy sy siramamy gasy ity: [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 46]
|
Quotes |
|