Entry hafa
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy izy, tsy ny voalaza: Rakoto no namono ny mamba ka ny hafa no niravaka ny nifiny / Olon-kafa no nanao izany fa tsy izaho
Tsy mitovy, tsy tahaka: Hafa itỳ satroka itỳ noho itsy [1.1]
Explanations in English Different [1.2, 1.7]
 Another [1.2]
 Other [1.7]
Explanations in French Autre; différent [1.3, 1.8]
Examples 
1Misy fomba hafa va? [2.270]
2Aza manao hira hafa; [2.59]
3Saingy ny hafa tsy izany. [2.285]
Morphology 
Simple : hafa, -kafa
Derivatives 
Compound words 
Titles Fianakaviana hafa kely (Nivondrahona)
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/08/18