| Entry | 1 mahahafa |
| Root | 2 hafa |
| Part of speech | 3 adjective |
| Examples |
4 Lazao izay hitanao ho mahahafa kely an' ity lahatsoratra ity ka mahatonga azy hahafinaritra.
[2.314#32]
5 Ny mahahafa azy indrindra anefa dia tsy mba atahorana hamadika izy satria tsy mba tafiditra am-pony na oviana na oviana ny fitiavana, na fitiavana inona izany na fitiavana inona. [2.895#76] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 9 mahafaha, mahahafa |
| Updated on 2026/02/26 |
|