Entry fotsy bobo
Elementary words fotsy ; bobo
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza olona manana volon-koditra fotsy hafahafa vokatry ny toe-javatra manokana, dia ny tsy fisian' ilay zavatra mpandoko ny hoditra sy ny volo raha miforona ao an-kibon-dreniny ny zaza [1.1]
Explanations in English An off-white color, as the skin bleached by disease [1.7]
Explanations in French Blanc anormal, comme les albinos [1.8]

Updated on 2023/01/01