|
|
|
|

Entry (1/3)1  karatra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Taratasy baoritra fahazoa-miditra amin' ny lanonana na fiara andoavam-bola, izay manamarina fa efa nahaloa vola ny tena: Efapola ariary ny karatra fidirana amin' ity rindran-kira ~ Roanjato ariary ny kara-tsaran-dalana mankany Toamasina [1.1]
Explanations in English  4  a card, a ticket [1.7]
Explanations in French  5  carte d'entrée, billet [1.8]
Synonyms  6  bie
Compound words 

Entry (2/3)12  karatra
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  Taratasy fanoratana ny karazan-ketra rehetra aloa amin' ny fanjakana [1.1]
Analogs  15  1.1=Hetra=isam-pangady=tongoamihonkona=vodihena=hajia, karamanga
Compound words 

Entry (3/3)19  karatra
Part of speech  20  noun
Explanations in Malagasy  21  Baoritra filalaovana misy marika sy sary, ary mitovy soratra ny vohony [1.1]
Vocabulary  22  Game
Synonyms  23  karatra filalaovana
Analogs  24  joro, lalitra, tangontsotrobe, samamena
Compound words 
Illustrations 
27 

Updated on 2023/08/21