Entry fohina (foka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Trohina, sintonina: Fohin' ny hainandro ny ranonando
Ritina: Fohin' ny tany ny ranonorana
Trohina ary atelina: Fohin' ny orona ny rivotra / Fohin' ny olona ny sigara [1.1]
Explanations in English To be inhaled; to be absorbed [1.7]
Explanations in French Qu'on hume; qui est absorbé comme par une éponge [1.8]
Morphology 
Present : fohina, fohiko, fohinao, fohiny, fohintsika, fohinay, fohinareo, fohin', fohin-, fohim-, fohi-
Past : nofohina, nofohiko, nofohinao, nofohiny, nofohintsika, nofohinay, nofohinareo, nofohin', nofohin-, nofohim-, nofohi-
Future : hofohina, hofohiko, hofohinao, hofohiny, hofohintsika, hofohinay, hofohinareo, hofohin', hofohin-, hofohim-, hofohi-
Imperative : fohy
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20