Entry retsika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fahatsiarovana ho misy mamolivoly na mandehandeha any apatin' ny tena any
Enti-milaza ny asa ataon' ny zavamananaina maro be indray mihetsika
Aretina mitsakotsako malefaka amin' ny faritra iray na maro. [1.1]
Derivatives 
Synonyms retsidretsika

Anagrams 

Updated on 2020/07/31