Entry fitsaihana (tsaika)
Part of speech noun
Malagasy definition Fanatonana moramora tsy re: Ny fitsaihany tao an-damosiko tao no tsy nandrenesako azy
¶ Fangalarana mangingina tsy misy mahita: Tsy hita mihitsy ny fitsaihan-dry zalahy ny zavatra mipetraka eto ambony latabatra eto [Rajemisa 1985]
Synonyms fitsaikana

Entry fitsaihana
Part of speech noun
Malagasy definition fihaonan'ny tsiry lahy sy vavy hanome tsaika [SLP 1986]
French translation fécondation [SLP 1986]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31