Entry | fitiavana (tia) | |
Part of speech | noun | |
Malagasy definition | Firaiketam-po amin-javatra na olona iray, izay tiana ho an' ny tena ary irina ho sambatra sy ho finaritra: Mahagaga ny fitiavan' ny reny ny zanany fa vonona ny hahafoy ny ainy ho azy izy. / Loza ny fitiavan' Ikoto kilalao [Rajemisa 1985] | |
English translation | love, affection, liking [Hallanger 1973] | |
French translation | amour, affection [Hallanger 1974] | |
Vocabulary | Emotions | |
Quotes | Proverbs containing the word fitiavana | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |