Entry fitalahoana (talaho)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fangatahana amim-pitarainana, amim-piangaviana fatratra
Mitovy hevitra: fiambezoana ~ fitampesonana [1.1]
Explanations in French L'action de prier, de demander, la cause [1.3]
Examples Indray voahaino teo anatrehan'ny voninahitr'ilay Andriamanitra ambony indrindra ireo fitalahoana roa ireo. [2.996]

Updated on 2023/01/20