Entry fitampesonana (tampesona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fangatahana sesilany, fitambezoana tsy miato manao hata-piso: Aoka izay ny fitampesonanao fa tsy hahazo na inona na inona amiko akory ianao. [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/05