Entry talaho
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fangatahana arahim-piangaviana fatratra; fangataham-pitahiana amin-Janahary ho ana marary, ho an' olona' ndeha hivahiny: Resin' ny talahony aho ka nanaiky ihany tamin' ny farany. [1.1]
Explanations in English Supplication [1.7]
Explanations in French Supplication [1.8]
Morphology 
Simple : talaho, talahoko, talahonao, talahony, talahontsika, talahonay, talahonareo, talahon', talahon-, talahom-
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31