Entry fiarahana (araka)
Part of speech noun
Explanations in French L'action d'aller ensemble [1.3]
 Synchrone. [Vocabulary: Physics] [1.13]
Examples 
1Fiarahana angamba hiafara amin' ny fahafatesana! [2.471]
2Ary ny fiarahana mandavan-taona dia mampiray fitiavana sy fankahalana? [2.5]
Morphology 
Simple : fiarahana, fiarahako, fiarahanao, fiarahany, fiarahantsika, fiarahanay, fiarahanareo, fiarahan', fiarahan-, fiaraham-, fiaraha-
Prefixed : -piarahana, -piarahako, -piarahanao, -piarahany, -piarahantsika, -piarahanay, -piarahanareo, -piarahan', -piarahan-, -piaraham-, -piaraha-
Compound words 
Illustrations 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20