Entry (1/4) | 1 fatratra |
Part of speech | 2 adverb |
Explanations in Malagasy |
3 Aoka izany, izaitsizy: Miasa fatratra ianao izany ~ Fatra-panao kitoatoa izy [1.1] |
Explanations in English |
4 diligently, incessantly, importunately, earnestly, extremely, decidedly. This word is often pronounced fafatra. It is much used in compound words. [1.2#175] |
Compound words |
|
Tables and plates |
8 All the adverbs |
Entry (2/4) | 9 fatratra |
Part of speech | 10 adjective |
Explanations in Malagasy |
11 Kanto, tsara tarehy aoka izany: Fatratra izany trano izany [1.1] |
Explanations in English |
12 great, amazing [1.7] |
Derivatives |
|
Analogs | 14 babany, babantany, by, kanto, ngita, manga, mafotaka, marihitra, mantsalay, lalina, fanaperana, tanteraka, tontosa, tomombana, lavorary, isafatsiroa, tokana aman-tany, tsy roa aman-tany, tapitra ohatra, tapitra efatra, tsy misy toa azy, tsy manantsahala, tsy manam-paharoa, tonga lafatra, ary fenitra, farafarampony, baka lany sahaza, tsy misy tomika, maty paika, mangidy vato, lani-datsaka |
Entry (3/4) | 15 fatratra |
Part of speech | 16 adjective |
Explanations in English |
17 hard [1.2#175] |
Explanations in French |
18 solide, fort, ferme. [Tankarana]
[1.19] |
Compound words |
|
Entry (4/4) | 20 fatratra |
Part of speech | 21 noun |
Explanations in Malagasy |
22 Fifanizinana, fandentehana zavatra ao anaty toerana iray befahatany, tsy ilana rindrany [1.1] |
Explanations in English |
23 [root] [1.2#174] |
Explanations in French |
24 action de presser sur la mesure, sur le contenu, de fourrer, de bourrer, de lancer un coup [1.3#158] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Updated on 2023/07/29 |