Entry | 1 farary |
Root | 2 rary |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza olona marary lava tsy mety salama [1.1] |
Explanations in English |
5 often ill [1.7] |
Explanations in French |
6 souvent malade, maladif [1.8] |
Examples |
7 Tovolahy salaina Rakoto fa tsy mba farary. [1.437#] 8 Ny Alakamisy dia olona farary, saozanina, taizan' aretina. [1.381#] |
Vocabulary |
9 Health |
Analogs | 10 1.1=farofy=tsy salama=tsy seheno=mavozo=malemy=marisarisa=malovilovy=osa=saozanina=marary ovana=tsy matanjaka=mangorera=tsy mahazo nofo=malezolezo=marafoka=migidredro |
Updated on 2023/10/21 |