Entry tsy salama
Part of speech noun
Examples 
1Niaraka nankany an-tsaha izy telo mianaka, tsy maintsy nentina I Solo na tsy salama aza. [2.472]
2Efa tonga tao Mahatsinjo, hono, izy, saingy tsy salama ka hamonjy fitsaboana any Imerina [2.471]

Updated on 2020/07/31