Entry marisarisa (risarisa (risa))
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mararirary, tsy salamalama, misy rofy kely: Tsy ho afaka hankany ambanivohitra izahay anio fa misy marisarisa ny ankizy
Mitovy hevitra: marofirofy ~ mavozovozo ~ tsy metimety [1.1]
 Mahatsiaro tena ho tsy metimety [1.13]
Explanations in English Not very well [1.7]
Explanations in French Indisposé, souffrant [1.8]
 Malaise [1.13]
Examples Sahiran-tsaina ve ianao fa marisarisa ny zanakao? [2.117]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20