Entry | fanovan > fanova (ova) | ||
Part of speech | noun or adjective | ||
Explanations in Malagasy | Fomba, zavatra entina manova: Vorom-panova hena Azo ovana: Tsy fanova ny zanaka [1.1] | ||
Compound words |
| ||
Entry | fanovan > fanova (ova) | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in French | Variante combinatoire [1.13] | ||
Vocabulary | Linguistics | ||
Entry | fanovan > fanova | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in French | [Betsileo] Gomphocarpus cornutus Decne. (Apocynaceae). Quand cette espèce est largement répandue, on s'est servi des aigrettes de ses graines pour remplacer l'amadou et les matières analogues. Ces aigrettes, desséchées au feu, deviennent très inflammables. On s'en sert pour allumer du feu, en les approchant d'une pierre à feu (silex) quand on bat le briquet. C'est un procédé encore utilisé dans les campagnes, les allumettes étant rares. [1.196] | ||
Scientific name | Gomphocarpus cornutus | ||
Vocabulary | Botany | ||
Entry | fanovan > fanovana (ova) | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Fanoloana hala: Tsy mahay mihitsy ny mpianatra eto amin' ity sekoly ity: tsy misy fanafodiny afa-tsy ny fanovana ny mpampianatra Fanamboarana ho hala, ho vaovao: Zavatra iray ihany no takiko, dia ny fanovana ny tehiko notapahinao Fampanjariana ho hafa: Ny asan' ny vavony sy ny aty ary ny taova rehetra ao anaty, dia ny fanovana ny sakafo ho nofo sy rantsika [1.1] | ||
Explanations in French | Conversion, commutation [1.13] | ||
Compound words |
| ||
Entry | fanovan > fanovana (tovana) | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Fomba entina manovana, na manampy, manisy tovana [1.1] | ||
Anagrams | fañavona, fanovana |